FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g93 8/10 p. 2
  • Pejy Faharoa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Pejy Faharoa
  • Mifohaza!—1993
  • Lohatenikely
  • NY FANALANA ZAZA — Ny Fanomezana sy ny Fakana Aina Iray 3-12
  • Ny Fahafatesana Entin’ny Elatra Manify 19
  • Ireo Kilalao Afrikana Tsy Vidim-bola 24
Mifohaza!—1993
g93 8/10 p. 2

Pejy Faharoa

NY FANALANA ZAZA — Ny Fanomezana sy ny Fakana Aina Iray 3-12

Manao fihetsiketsehana ho an’ny zon’ny zaza mbola ao am-bohoka ny mpanohitra ny fakana aina. Manantitrantitra kosa ny mpomba ny fahafahana misafidy fa zon’ny vehivavy ny manapa-kevitra ny amin’izany. Raha mihamafy izany ady ho an’ny maha-ara-dalàna na tsia ny fanalana zaza izany, dia zaza mbola ao am-bohoka 50 tapitrisa ka hatramin’ny 60 tapitrisa no mamoy ny ainy isan-taona.

Ny Fahafatesana Entin’ny Elatra Manify 19

Mbola mamono olona hatramin’ny 2 tapitrisa isan-taona sy mamely olona 270 tapitrisa ny tazomoka. Inona no nitranga tamin’ny fandaharam-pamongorana azy io?

Ireo Kilalao Afrikana Tsy Vidim-bola 24

Mandrisika ny fitiavana mamoron-javatra, ny fakana sary an-tsaina sy ny fahitana hevi-baovao ary ny fahatsapana ho nahavita zavatra ireo kilalao amboarina any an-trano

[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]

Sary eo amin’ny fonony sy etsy ambony, tsaika efa-bolana: S. J. Allen/Int’l Stock Photo Ltd.

[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]

H. Armstrong Roberts

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara