FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g91 8/1 p. 2
  • Pejy Faharoa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Pejy Faharoa
  • Mifohaza!—1991
  • Lohatenikely
  • Mandripaka ny alan’ny tany mafana sady mando eto an-tany ny olona.
Mifohaza!—1991
g91 8/1 p. 2

Pejy Faharoa

Mandripaka ny alan’ny tany mafana sady mando eto an-tany ny olona.

Kanefa zava-dehibe ho an’ny fiainana eto amin’ity planeta ity ireny ala ireny. Orinasa mangina sady tsara tarehy izy ireny — mamokatra ôksizenina, sakafo, zavamananaina tsy hita isa. Raha ringana avokoa ny ala rehetra, dia tsy ho azo vinavinaina ny ho fahavoazana hihatra amin’ny fiainana eto an-tany. Ary anefa manjavona haingana izy ireo! “Andriamanitra ihany no afaka manao hazo iray”, hoy ny nosoratan’ny poety iray. Marina izany. Tsy misy mandringana azy ireny tahaka ny olona anefa.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara