FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g90 8/10 p. 2
  • Pejy Faharoa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Pejy Faharoa
  • Mifohaza!—1990
Mifohaza!—1990
g90 8/10 p. 2

Pejy Faharoa

Hifoka sa tsy hifoka, izany no fanontaniana. Izany no atrehina mazàna rehefa zatovo ianao. Tsy misy fanerena amin’izany. Fanapahan-kevitra amim-pisafidianana malalaka izany. Fanapahan-kevitra mety hisy akony lehibe eo amin’ny fiainanao anefa izany, araka ny voalazan’ny manam-pahaizana momba ny fahasalamana. Mety hametra ny fotoana sy ny fomba hahafatesanao mihitsy aza izany.

Izany no mahatonga ny fanontaniana lehibe toy izao: Mifanaraka amin’ny fitsipi-pitondrantena ve ny hanaovana dokambarotra momba ny sigara? Azo hamarinina araka ny fitsipi-pitondrantena tsara ve ny firenena milaza ho kristiana izay ta hanary ny sigarany amin’ny fanondranana izany any amin’ny firenena hafa? Moa ve ny mpivaro-tsigara tsy mivarotra aretina sy fahafatesana? Koa satria ny olona no mifidy ny hifoka, misy tokony hahitana zava-manahirana ve amin’izany?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara