Vaovao Tsara Natao ho Anao! Vaovao Tsara Natao ho Anao! Lohateny/Pejin’ny Mpampanonta Loha Hevitra ato Anatiny Ny Mampiavaka An’ity Bokikely Ity: LESONA LESONA 1 Inona Ilay Vaovao Tsara avy Amin’Andriamanitra? LESONA 2 Iza moa Andriamanitra? LESONA 3 Tena avy Amin’Andriamanitra ve ny Vaovao Tsara ao Amin’ny Baiboly? LESONA 4 Iza moa i Jesosy Kristy? LESONA 5 Inona no Fikasan’Andriamanitra Rehefa Namorona ny Tany? LESONA 6 Mbola ho Hitantsika ve Ireo Havantsika Nodimandry? LESONA 7 Inona moa ny Fanjakan’Andriamanitra? LESONA 8 Nahoana no Avelan’Andriamanitra Hisy ny Fijaliana? LESONA 9 Tianao ho Sambatra ve ny Fianakavianao? LESONA 10 Ahoana no Ahafantaranao hoe Iza no Fivavahana Marina? LESONA 11 Nahoana no Mahasoa ny Lalàn’Andriamanitra? LESONA 12 Tianao ve ny ho Akaiky An’Andriamanitra? LESONA 13 Inona no Vaovao Tsara ho An’ireo Olona Tia Fivavahana? LESONA 14 Nahoana no Voalamina Tsara ny Vahoakan’Andriamanitra? LESONA 15 Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly Foana?