Fanamarihana Ambany Pejy
a Efa 60 taona mahery i Peter Vanderhaegen sy Len Davis, ary misionera efa ela izy ireo. I Marian Stoove indray nanambady Indonezianina. Afaka nijanona teto izy telo ireo noho izany. Nazoto nanompo foana izy ireo ary nahita vokatra na teo aza ny fandrarana.