Fanamarihana Ambany Pejy
a Lasa Vavolombelona koa ny dadan’i Felix sy ny zandriny telo lahy, tatỳ aoriana. I Josephine anabaviny indray nanambady an’i André Elias, ary nanatrika ny Sekoly Ara-baibolin’i Gileada. Ao amin’ny Mifohaza! Septambra 2009 ny tantaram-piainany.