Fanamarihana Ambany Pejy
c SARY: Mivory ny anti-panahy ao amin’ny fiangonana iray, dia asain’izy ireo hampiofana anti-panahy tanora iray mba hitarika ny Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana ny anti-panahy iray be taona. Izy foana no nanao an’io andraikitra io hatramin’izay ary tena tiany izany. Hita anefa hoe nanaiky an’ilay fanapahan-kevitra tamin’ny fo manontolo izy, satria nanome soso-kevitra tsara sy teny fiderana an’ilay rahalahy tanora.