Fanamarihana Ambany Pejy
a Betsaka ny olana nahazo ny apostoly Paoly. Nisy mpiara-manompo nampahery azy tamin’ireny fotoan-tsarotra ireny. Horesahintsika ato ny toetra nananan’izy ireo ka nahatonga azy ireo ho tena nahay nampahery. Hodinihintsika koa hoe inona no azontsika atao mba hanahafana azy ireo.