Fanamarihana Ambany Pejy
d SARY: Niditra tao amin’ny Masina Indrindra ny mpisoronabe teo amin’ny Israelita, tamin’ny Andro Fandrakofam-pahotana. Nitondra emboka manitra sy vainafo izy, dia lasa manitra be ilay efitra manontolo. Niverina tao amin’ny Masina Indrindra izy taorian’izay, dia nitondra ny ra avy tamin’ireo fanatitra noho ny ota.