Fanamarihana Ambany Pejy
c FANAZAVANA: Raha be fitiavana isika ka mahafoy tena ho an’ny hafa, dia izay ilain’izy ireo sy izay hahasoa azy ireo aloha no hoeritreretintsika, izay vao ny antsika. Vonona ny handefitra isika na hamoy zavatra, raha izay no hahasoa azy ireo na hanampy azy.