Fanamarihana Ambany Pejy
a Ity lahatsoratra ity sy ny roa manaraka dia anisan’ny andian-dahatsoratra miresaka hoe nahoana isika no afaka matoky fa be fitiavana sy manao ny rariny i Jehovah. Tsy tiany hiharan’ny tsy rariny ny mpanompony, ary ampahereziny izy ireo raha iharan’izany eto amin’ity tontolo ity.