Fanamarihana Ambany Pejy
a Misy tari-dalana azo ampiasaina ao amin’ny jw.org rehefa mianatra amin’ilay boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Manampy ny tanora sy ny olon-dehibe hahazo sy hanazava an’izay lazain’ny Baiboly izy io. Misy amin’ny fiteny maro ilay izy. Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > FITAOVANA FIANARANA BAIBOLY.