FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

d Marina fa misy zavatra “saro-takarina” ao amin’ny Baiboly, anisan’izany ny zavatra sasany nosoratan’i Paoly. Nahazo fanahy masina daholo anefa ny mpanoratra Baiboly. Io hery io ihany no manampy ny tena Kristianina ankehitriny mba hahazo ny fahamarinana ao amin’ny Baiboly. Azontsika hatramin’ny “zava-dalin’Andriamanitra” àry, na dia voafetra aza ny mety ho takatry ny saintsika.—2 Pet. 3:16, 17; 1 Kor. 2:10.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara