FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

d Asehon’ny tatitra avy any amin’ny tany maro, fa lasa misy olana lehibe rehefa tsy miara-mipetraka amin’ny vadiny na ny zanany ny olona iray. Mety hanitsakitsa-bady na hiray amin’ny havany akaiky, ohatra, ny iray amin’izy mivady na izy mivady, na ho lasa lehilahy miray amin’ny lehilahy na vehivavy miray amin’ny vehivavy. Ny ankizy indray mety haditra, tsy hianatra tsara, hahery setra, hitebiteby, ho kivy be, na haniry hamono tena.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara