Fanamarihana Ambany Pejy
b Toa tsy nihoatra ny telo herinandro ny nandaozan’ireo zanakalahin’i Jakoba ny ankohonany, isaky ny nankany Ejipta izy ireo. Rehefa nifindra tany Ejipta i Jakoba sy ny zanany tatỳ aoriana, dia nentiny koa ny vady aman-janany.—Gen. 46:6, 7.