Fanamarihana Ambany Pejy
b Tsy mandrara ny Kristianina tsy hisaraka io tenin’i Paoly io, rehefa ao anatin’ny toe-javatra tsy azo anoarana. Fanapahan-kevitra lehibe ny hoe hisaraka, ary ny tsirairay no manapa-kevitra ny amin’izany. Jereo ny boky “Mitoera ao Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra”, pejy 220-221.