Fanamarihana Ambany Pejy
a Antsoina koa hoe Sora-tanan’i Vatikana 1209 na Codex Vaticanus ny Kôdeksan’i Vatikana. Ny litera “B” no famantarana omen’ny manam-pahaizana azy io. Ny kôdeksa no niandohan’ny boky. Jereo ilay lahatsoratra hoe “Ahoana no Nahatonga ny Baiboly ho Boky?” ao amin’ny Tilikambo Fiambenana 1 Jona 2007.