Fanamarihana Ambany Pejy a Io no nandikana ny Jaona 3:3 ao amin’ny Baiboly maromaro. Izao, ohatra, no vakina ao amin’ny Fandikana Ara-bakiteny ny Baiboly (anglisy): “Tsy afaka mahita ny fanjakan’Andriamanitra ny olona, raha tsy ateraky ny any ambony.”