FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

a Sarotra ny mahita teny tokana handikana an’io teny nampiasain’ny apostoly Paoly io. Hoy ny boky iray: “Ny dikan’izy io dia hoe vonona hampandefitra ny zon’ny tena, ary manisy fiheverana ny hafa sy tsara fanahy aminy.” Izy io àry dia midika hoe mandefitra sy mahay mandanjalanja, ka tsy manizingizina ny hampiharana ny lalàna amin’ny fomba hentitra be, na mitaky ny zon’ny tena.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara