Fanamarihana Ambany Pejy
a Mpanao habibiana nahatsiravina ny Amonita. Nampihorohoroin’izy ireo ny mponina tany Gileada, 60 taona latsaka taorian’izay. Norahonany hoe hopotsiriny ny maso havanan’ny olona rehetra. Nilaza i Amosa mpaminany, fa notatahan’ny Amonita ny kibon’ireo bevohoka tao Gileada.—1 Samoela 11:2; Amosa 1:13.