Fanamarihana Ambany Pejy
b Voafehiny tsara ireo fiteny dimy tao amin’ilay Baiboly: arabo, grika, hebreo, latinina, ary syriàka. Hainy tsara koa ny momba ny arkeolojia, fitsaboana, siansa momba ny zavaboary, ary teolojia. Nampiasa izany fahalalany izany izy, rehefa nanomana ny fanazavana fanampiny tao amin’ilay Baiboly.