FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

a Mifono heviny maromaro ny teny hoe “mankahala” ao amin’ny Soratra Masina. Midika fotsiny hoe tsy dia tia loatra izy io indraindray. (Genesisy 29:31, 33) Mety hidika koa izy io hoe tsy tia mainty, nefa tsy manan-kevitra hanisy ratsy, fa manalavitra ilay zavatra na olona ankahalaina, satria mihevitra azy io ho maharikoriko. Mety hilaza fihetseham-po lalina sy maharitra koa anefa ny hoe “mankahala”, ka mety hidika hoe mitsangana ho fahavalo sady matetika no mitady hanisy ratsy. Io heviny farany io no hodinihina ato amin’ity lahatsoratra ity.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara