Fanamarihana Ambany Pejy
c I Nebrija no noheverina ho nisava lalana an’ireo manam-pahaizana espaniola mpandinika momba ny literatiora sy ny teny (manam-pahaizana tsy miankina). Namoaka ny boky voalohany momba ny fitsipi-pitenenana castillan izy tamin’ny 1492. Telo taona taorian’izay dia tapa-kevitra ny tsy handinika afa-tsy ny Soratra Masina izy mandra-pahafatiny.