Fanamarihana Ambany Pejy
b Toa nampitombo ny harenan’ny fanjakana tany avaratra i Jeroboama II, noho ny fandresena lehibe sasany sy ny fakana indray ny faritany sasany lasan’ny fahavalo ary ny fanangonana hetra.—2 Samoela 8:6; 2 Mpanjaka 14:23-28; 2 Tantara 8:3, 4; Amosa 6:2.