Fanamarihana Ambany Pejy
b Manimba ny aty ny sasany amin’ireo aretina azo avy amin’ny firaisana. Rehefa tena mihombo, ohatra, ny tety, dia misy bakteria mandrakotra ny aty. Ary ny zavamiaina bitika mahatonga ny aretina angatra dia afaka miteraka firehetana eo amin’ny aty.