Fanamarihana Ambany Pejy
b Teny tsy manana zanatsoratra ny teny hebreo. Ny mpamaky no manatsofoka ny zanatsoratra arakaraka ny teny manodidina. Raha tsy fantatra ny teny manodidina, dia afaka ny hiova tanteraka ny dikan’ny teny iray, amin’ny fanatsofohana zanapeo samy hafa ao aminy. Ny teny anglisy kosa dia manana zanatsoratra raikitra, ary izany dia mahatonga ilay asa fikarohana ho tena sarotra sy ho voafetra.