FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

a Tompon’andraikitra be dia be tamin’ny endriky ny Jodaisma misy amin’izao andro izao ny Fariseo, koa tsy mahagaga raha mbola mitady hirika fialana ihany ny Jodaisma amin’ireo fameperany fanampiny maro be momba ny Sabata. Ohatra, ny mpamangy iray mankao amin’ny hopitaly jiosy ortodoksa amin’ny andro Sabata, dia mety hahita fa ny ascenseur dia mijanona ho azy isaky ny rihana mba tsy hanaovan’ireo mpandeha ilay “asa” ratsy, dia ny fanindriana bokotra fampandehanana ascenseur. Misy dokotera ortodoksa sasany manoratra taratasim-panafody amin’ny ranomainty izay manjavona ao anatin’ny andro vitsivitsy. Nahoana? Kilasin’ny Mishnah ho “asa” ny fanoratana, kanefa ny “fanoratana” dia faritany hoe famelana marika maharitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara