Fanamarihana Ambany Pejy
d Jereo Ny Tilikambo Fiambenana tamin’ny 15 Febroary 1994, pejy faha-11, 12, sy ilay tabilao ao amin’ny pejy faha-14, 15, izay mametraka ao anatin’ny tsanganan-tsoratra mifanandrify ny valin-tenin’i Jesosy ara-paminaniana hita ao amin’ny Matio toko faha-24, Marka toko faha-13, sy Lioka toko faha-21.