Fanamarihana Ambany Pejy
b Hoy i Josèphe: “Rehefa niditra i Titus dia talanjona noho ny hamafin’ilay tanàna (...). Nihiaka mafy toy izao izy: ‘Nomba antsika Andriamanitra; Andriamanitra no nampianjera ny Jiosy avy tamin’itony fiarovana mafy itony; fa inona moa no azon’ny tanan’olombelona na azon’ny fitaovana atao amin’ny tilikambo toy itony?’ ”