FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

c Jereo Ny Tilikambo Fiambenana tamin’ny 15 Febroary 1963 (frantsay); 1 sy 15 Martsa 1963 (frantsay); 1 Febroary 1991; 1 Febroary 1993; 1 Jolay 1994.

Mahaliana fa, ao amin’ny fanazavany momba ny Romana toko faha-13, ny Profesora F. F. Bruce dia nanoratra toy izao: “Miharihary avy amin’ireo teny manodidina akaiky azy indrindra, toy ny avy amin’ireo teny manodidina ankapoben’ny asa soratra apostolika, fa ny fitondrana dia afaka mandidy ara-drariny ny fankatoavana ao anatin’ilay faritr’ilay fikasana nanorenan’Andriamanitra azy ihany — tsy vitan’ny hoe mety hotoherina ny fitondrana, fa tsy maintsy toherina izy io, indrindra indrindra rehefa mitaky ny hahazo ilay fifikirana izay tokony ho an’Andriamanitra irery ihany.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara