Fanamarihana Ambany Pejy
a Nanomboka ny takariva ny andro jiosy. Araka ny kalandrie ampiasaintsika, io 14 Nisana io dia nanomboka tamin’ny takarivan’ny alarobia 31 Martsa ka hatramin’ny filentehan’ny masoandro tamin’ny takarivan’ny alakamisy 1 Aprily. Ny Fahatsiarovana dia naorina tamin’ny alarobia takariva, ary nitranga ny fahafatesan’i Jesosy ny alakamisy tolakandro, tamin’iny andro jiosy iny ihany. Natsangana tamin’ny maty izy ny andro fahatelo, vao maraina be tamin’ny alahady maraina.