Fanamarihana Ambany Pejy
a Any amin’ny toerana sasany dia mety hisy ilana hampiasa endriny misy fanitsiana amin’io voady io mba hifanarahana amin’ireo lalàna eo an-toerana. (Matio 22:21). Kanefa any amin’ny ankamaroan’ireo tany dia mampiasa ilay voady etsy ambony ireo mpivady kristiana.