FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

c Izany dia fahadisoana nataon’ny antokom-pivavahana maromaro ao amin’ny Tontolo Lazaina fa Kristiana. Ny hoe Loterana dia anaram-bosotra nomen’ireo fahavalon’i Martin Luther an’ireo mpanara-dia azy, izay nandray ilay anarana avy eo. Toy izany koa fa nandray ilay anaram-bosotra nomen’ny teny ivelany azy ny Batista, satria izy ireo nitory ny batisa amin’ny fandrobohana. Somary mitovitovy amin’izany koa fa nandray anarana iray nomen’ny olona tany ivelany azy ny Metodista. Mahakasika ny fomba nahatonga ilay Fikambanan’ny Mpinamana nanjary nantsoina hoe Quakers (Mpangovitra), dia hoy ny The World Book Encyclopedia: “Tany am-boalohany ilay teny hoe Quaker dia natao hamingavingana an’i Fox [ilay mpanorina], izay nilaza tamin’ny mpitsara anglisy iray mba ‘hangovitra amin’ny Tenin’ny Tompo’. Niantso an’i Fox ho ‘mpangovitra’ (quaker) iray ilay mpitsara.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara