Fanamarihana Ambany Pejy
d Izay noresahin’i Jesosy ho “fahoriana lehibe” sy “fahoriana” ao amin’ny fampiharana azy voalohany dia ilay fandravana ny fandehan-javatra jiosy. Ao amin’ireo andininy izay tsy mihatra afa-tsy amin’izao androntsika ihany, dia nampiasa ilay mpamaritra anarana hoe “ny” izy tamin’ny filazana hoe “ny fahoriana”. (Matio 24:21, 29; Marka 13:19, 24). Ny Apokalypsy 7:14 dia nilaza io fisehoan-javatra ho avy io hoe “ny fahoriana lehibe”, ara-bakiteny hoe “ny fahoriana ilay lehibe”.