Fanamarihana Ambany Pejy
d Nanazava toy izao ilay mpanoratra anglisy atao hoe Matthew Henry: “Ny fandringanan’ny Kaldeana an’i Jerosalema dia nahatsiravina aoka izany, kanefa itỳ iray itỳ dia nihoatra azy io. Norahonan’ny fandripahana tanteraka (...) ny Jiosy rehetra tamin’io.”