Fanamarihana Ambany Pejy
a Ny fanombanana amim-pitandremana ilay fitantarana dia manohitra ny fiampangana hoe nanao sorona olombelona, ny zanany, i Jefta. Jereo ny Auxiliaire pour une meilleure intelligence de la Bible, Boky faha-4 Ha-Jo, pejy faha-783-784, navoakan’ny Watchtower Bible and Tract Society of New York, Inc.