FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

a Tsy nirakitra didy toy izany ny fitambaran-dalàn’i Hammourabi. Tsy nahitana koa fitambaran-dalàna momba ny fitandremam-pahasalamana azo ampitahaina amin’izany teo amin’ny Egyptiana fahiny izay nanaraka karazam-pitsaboana azo lazaina ho nandroso anefa. Izao no vakina ao amin’ny boky hoe Egypta fahiny (anglisy): “[Tao amin’ireo soratra ara-pitsaboana egyptiana], ireo lalàm-pahendrena dia voaravaka be dia be tamin’ny famosaviana sy ny fomba fiteny ara-majika hafa.” Ny Lalàn’Andriamanitra kosa anefa, dia tsy nitondra marika araka ny demonia mihitsy; marina ara-tsiansa izany. Ohatra, tamin’izao vanim-potoana misy antsika izao ny mpitsabo vao nahafantatra ny ilàna hisasa rehefa avy nikasika faty, araka ny notakin’ny Lalàn’i Mosesy an’arivony taona maromaro lasa izay. — Nomery toko faha-19.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara