Fanamarihana Ambany Pejy
b Jereo ireo lahatsoratra mitondra ny lohateny hoe “Tanimbary iray mamokatra vary sy ahidratsy” (Ny Tilikambo Fiambenana tamin’ny 15 martsa 1982, pejy faha-14-20) sy ‘Hampiditra mangingina antokom-pivavahana mitarika ho amin’ny fandringanana izy ireo’ (Ny Tilikambo Fiambenana tamin’ny 15 martsa 1984, pejy faha-10-15).