FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

a Tamin’izao andro izao, dia nisy mpanoratra tantara katolika nanizingizina fa tsy nametaka kopian’ireo hevitra resahina teo amin’ny varavaran’ny eglizy tany Wittenberg i Luther tamin’ny 31 oktobra 1517. Araka ny filazan’izy ireo, izany dia “angano noforonin’ny sain’ireo Fiangonana protestanta”. Na ahoana na ahoana, dia tsy azo lavina fa tamin’io andro io i Luther dia nanoratra taratasy tamim-panajana iray ho an’ny arseveka Albert, dia taratasy nampiarahiny tamin’ny kopian’ireo heviny. Nangataka azy tao amin’io taratasy io izy mba hananatra ireo mpitoriteny izay nivarotra famotsoran-keloka ka hiverina amin’ireo toromarika nomeny azy ireny. Mbola ao foana ny voalohany amin’io taratasy io. Voatahiry ao amin’ny antontan-taratasim-pirenena soedoa, any Stockholm, izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara