Fanamarihana Ambany Pejy
a Tamin’ny fotoana sasantsasany, dia nisy anjely iraka niteny toy ny hoe Jehovah Andriamanitra izy ireny, satria nanao zavatra tamin’ny naha-solontenany izy ireny. — Genesisy 31:11-13; Mpitsara 2:1-3; jereo Genesisy 16:11, 13.