Fanamarihana Ambany Pejy
b Tsy ela izay, dia notsorina ireo fanontaniana roa tokony hovalian’ireo mpilatsaka hatao batisa mba hahafahany mahatakatra tsara izay takina aminy mba hananany fifandraisana akaiky amin’Andriamanitra sy ny fandaminany eto an-tany.