Fanamarihana Ambany Pejy
d Homarihina eto ny fanazavana sy fanitsiana raha ampitahaina amin’ireo lahatsoratra niseho tao amin’ny Ny Tilikambo Fiambenana tamin’ny 15 aprily 1975, pejy faha-256 sy 1 septambra 1978, pejy faha-29-31. Raha nisy sasantsasany nanao zavatra nifototra tamin’ny fahalalana azony hatramin’izay, dia tsy azo atao ny manome tsiny azy ireo. Ankoatr’izany, izany dia tsy tokony hitondra fahavoazana momba ny firaisan’ny lahy sy ny vavy nataon’ny vadiny tao amin’ny faritry ny fanambadiana ho toy ny endriky ny pornéia, ka nisaraka ary efa nanambady indray hatramin’izay.