FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

c Ny lehilahy na vehivay nosavihina an-keriny dia tsy meloka noho ny pornéia.

Ny New International Dictionary of New Testament Thelology dia mamaritra ny teny hoe pornéia toy izao manaraka izao: “tsy fahalalana henatra, fivarotan-tena, fijangajangana”. Milaza koa izy hoe: “Io fitambaran-teny io [anisan’izany ny pornéia] dia mety hanondro fihetsika isan-karazany momba ny lahy sy ny vavy ivelan’ny fanambadiana, amin’izy mahaforona fiviliana raha ampitahaina amin’ny tokony ho izy ara-tsosialy sy ara-pivavahana voaorina (ohatra: ny fandrian’ny lehilahy amin’ny lehilahy, ny fanaranam-po ratsy, ny ’pédérastie’ na firaisan’ny lehilahy amin’ny ankizikely ary indrindra ny fiavarotan-tena).” Araka izany, ny pornéia dia mahatafiditra ny fanitsakitsahama-bady (amin’ny teny grika moïkhéia), nefa afaka manondro koa fanao maro be ivelan’ny fanambadiana, anisan’izany ny sodomia, ny firaisana amin’ny vava ary ny fandriana amin’ny biby.

Fa raha ny Dictionnaire grec-français nataon’i A. Bailly, dia nanome ity fanazavana ity: “Fivarotan-tena (...). Amin’ny heviny malalaka, izay fanaovan-javatra mahamenatra rehetra (ny fanitsakisaham-bady, etsetra).

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara