Fanamarihana Ambany Pejy
a Tsaratsara kokoa ny hampiasana kobam-barimbazaha, satria izany no nalain’ny Jiosy nanaovana mofo tsy misy masirasira. Nefa, raha sarotra dia sarotra ny mahita kobam-barimbazaha dia azo atao ny “mofo” tsy misy masirasira amin’ny kobam-bary, katsaka na voan-javatra hafa.