Fanamarihana Ambany Pejy
c Miasa ao amin’ny Sampan-draharaha Amerikanina Misahana ny Sambon-danitra sy ny any Ambony Tsy Taka-maso (NASA) ny Pr. Cleland. Tsy mino izy hoe nisy namorona ny zavamananaina. Nisy ho azy, hono, ny olona sy ny biby fa tsy tena fantatra hoe tamin’ny fomba ahoana.