Fanamarihana Ambany Pejy a Notampenan’i Hezekia Mpanjaka io loharano io, ary nanamboatra lakan-drano nankao amin’ny dobo iray teo amin’ny ilany andrefana izy.—2Ta 32:4,30.