FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

a Karazana mozika fandihizana ny merengey. Taloha dia mpanakanto vitsivitsy no niara-nihira azy io, ka zavamaneno maromaro no nampiasainy. Anisan’izany ny angorodao, ny karazana amponga kely atao hoe tambora, ary ny guiro (zavamaneno vita amin’ny metaly). Nisy tarika lehibe kokoa niforona tatỳ aoriana (orquestas no iantsoana azy any amin’ny Repoblika Dominikanina). Maro izao ny mpihira merengey mampiasa zavamaneno elektronika, saksaofaonina, trompetra, ary karazan’amponga atao hoe conga sy zavamaneno hafa.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara