Romanina 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 ary mba hahatongavany ho rain’ny taranaka voafora, izany hoe tsy ireo mifikitra amin’ny famorana ihany, fa ireo mitondra tena tsara mifanaraka amin’ny finoana nananan’i Abrahama raintsika+ koa, fony izy mbola tsy voafora.
12 ary mba hahatongavany ho rain’ny taranaka voafora, izany hoe tsy ireo mifikitra amin’ny famorana ihany, fa ireo mitondra tena tsara mifanaraka amin’ny finoana nananan’i Abrahama raintsika+ koa, fony izy mbola tsy voafora.