Jeremia 31:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Mandra-pahoviana ianao no mbola hivily etsy sy eroa,+ ry zanakavavy mpivadika?+ Fa namorona zava-baovao eto an-tany i Jehovah, dia vehivavy iray hihodinkodina eo amin’ny lehilahy tomady mba hahazoana ny fony.” Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 31:22 Fandalinana, Boky 2,
22 Mandra-pahoviana ianao no mbola hivily etsy sy eroa,+ ry zanakavavy mpivadika?+ Fa namorona zava-baovao eto an-tany i Jehovah, dia vehivavy iray hihodinkodina eo amin’ny lehilahy tomady mba hahazoana ny fony.”