Isaia 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Amin’izany andro izany dia hesorin’i Jehovah ny haingon’izy ireo: Ny rojokely haingon-tongotra, ny fehiloha, ny ravaka miendrika volana,+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:18 w03 15/7 28 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:18 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/7/2003, p. 28
18 Amin’izany andro izany dia hesorin’i Jehovah ny haingon’izy ireo: Ny rojokely haingon-tongotra, ny fehiloha, ny ravaka miendrika volana,+